Prédication

Ambarao aminy fa tia azy aho eto @Olivasoa

Ambarao aminy fa tia azy aho

Fitiavan’Andriamanitra anao, antsika ary izao tontolo izao, isaky ny alatsiniainy hariva amin’ny 4.30

Pasteur Fremond
+261 33 64 191 89

Delivrance sur antenne sur Olivasoa

Delivrance sur antenne

Fandaharana fanafahana...nandefa ny teny mba hahasitrana azy ary koa ny fiasan’ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra

Pasteur Tolotra
+261 33 14 479 78

Fiainam-pinoana eto @Olivasoa

Fiainam-pinoana

Fandaharana natao hampiorenana anao amin’ny finoana, hahatonga anao ho olon’ny finoana, isaky ny talata hariva amin’ny 4.30

Fr Thomas
+261 34 464 18 40

Ho aiza ianao rahalahy eto @Olivasoa

Ho aiza ianao rahalahy

Fandaharana momba ny fifandraisan’ny lehilahy amin’ny vadiny sy ny ankohonany. Isaky ny Alahady hariva amin’ny 4.00

Pasteur Andriamandroso
+261 34 01 804 06

Source de vie sur Olivasoa

Source de vie

Une émission d’édification spirituelle diffusée sur l’OFM. Du lundi au vendredi à 15.00

Pasteur Henri Viaud Murat

Tano mafy eto @Olivasoa

Tano mafy

Fandalinam-pinoana hahafantaranao ny famonjena sy ny fitiavan’Andriamanitra anao, isan’andro amin’ny 8.30 alina, famerenana amin’ny 10.30

Pasteur Tolotra
+261 33 14 479 78

Tanora sy ny fitiavana eto @Olivasoa

Tanora sy ny fitiavana

Fifandraisam-pitiavanao tanora amin’ny olona samihafa rehetra sy amin’Andriamanitra. Isaky ny alarobia 16.30, famerenana sabotsy 15.00

Mamy Seheno Rajaomaria
+261 33 11 641 54

Teny fiainana eto @Olivasoa

Teny fiainana

Toriteny, aina sy fampaherezana ho anao arahinao eto amin’ny Olivasoa Radio isan’andro amin’ny 5.30 maraina.

Fr Tina, Fr Angelo, Fr Lucien, Fr Thomas, Pasteur Andriamandroso

Tokatrano feno fiadanana eto @Olivasoa

Tokatrano feno fiadanana

Isaky ny alatsinainy amin’ny 7.00 maraina miverina ny zoma hariva amin’ny 5.30

Fr Liva
+261 33 12 715 85

Autres

Famangian’ Andriamanitra eto @Olivasoa

Famangian’ Andriamanitra

Toriteny sy vavaka handraisanao fahasoavana avy amin’Andriamanitra. Isaky ny alakamisy hariva amin’ny 6.30

Pasteur Razakamahefa Sergio
+261 33 85 436 61

Fanahy sy fiainana eto @Olivasoa

Fanahy sy fiainana

Fandaharana toriteny fampaherezana sy fitaizam-panahy ho amin’ny fahamarinana. Isaky ny sabotsy maraina amin’ny 7.00

Pasteur Tojo Ranaivoarimanana
+261 33 11 419 82

Fanalahidin’ny famonjena eto @Olivasoa

Fanalahidin’ny famonjena

Fampaherezana, fampianarana, famelabelarana ara-baiboly isaky ny zoma hariva amin’ny 4.30.

Pasteur Fanomezantsoa
+261 33 61 064 10

Fanorenena vaovao eto @Olivasoa

Fanorenena vaovao

Fandaharana natao hianarana ny fiainana maha-kristiana. Isaky ny alarobia sy alakamisy maraina amin’ny 7.00

Pasteur Rado
+261 33 67 945 78

Fiainam-pianakaviana araka an’Andriamanitra eto @Olivasoa

Fiainam-pianakaviana araka an’Andriamanitra

Fandaharana hamerenana amin’ny laoniny ny hasin’ny fianakaviana. Isaky ny sabotsy alina amin’ny 8.30

Pasteur Faly
+261 34 63 219 38

Jesosy mpanafaka eto @Olivasoa

Jesosy mpanafaka

Toriteny henoinao isaky ny talata sy zoma maraina amin’ny 7.00

Pasteur Jean de Dieu
+261 32 02 125 77

La transformation sur Olivasoa

La transformation

Fitoriana ny fanjakan’Andriamanitra sy hanomezana toromarika ho anao ny fiainana ao amin’i Kristy, isaky ny alakamisy hariva amin’ny 4.30

Pasteur Haja
+261 34 15 093 51

Lakilen’ny fanjakan’Andriamanitra eto @Olivasoa

Lakilen’ny fanjakan’Andriamanitra

Mamoha ka tsy hisy manidy ary izay manidy ka tsy misy mamoha. Isaky ny alatsinainy hariva amin’ny 5.30 sy ny Sabotsy atoandro amin’ny 1.00

Pasteur Fitosoa
+261 33 14 886 76

Mamerina ny maro amin’ny fahamarinana eto @Olivasoa

Mamerina ny maro amin’ny fahamarinana

Fampianarana araka ny soratra masina, toriteny sy fampaherezana, adihevitra momban’ny lohahevitra, toro-hevitra mahasoa. Isaky ny sabotsy maraina amin’ny 7.00.

Fr Fanomezantsoa

Miomana hiaona amin’Andriamanitrao eto @Olivasoa

Miomana hiaona amin’Andriamanitrao

Fiomanana ny amin’ny fiverenan’i Jesosy Kristy. Isaky ny alatsinainy amin’ny 5.30

Fr Tantely
+261 34 85 606 27

Mivoaha mba hitsena Azy eto @Olivasoa

Mivoaha mba hitsena Azy

Fotoana natokana hanomanana ny ampakarina. Isaky ny talata sy alakamisy hariva amin’ny 7.30 ary ny sabotsy amin’ny 2.00 tolak’andro

Pasteur Andrimahery
+261 34 66 239 91

Rakofan ’ ny Voninahitra eto @Olivasoa

Rakofan ’ ny Voninahitra

Handrenesanao toriteny, fampaherezana ary fampianarana hanorenanao ny finoanao amin’ny Tenin’Andriamanitra tanteraka.

Pasteur Haja
+261 34 41 615 35

Azo antoka ny fanavotana ao amin’i Kristy eto @Olivasoa

Azo antoka ny fanavotana ao amin’i Kristy

Isaky ny zoma hariva amin'ny 7 ora dia miverina ny alahady hariva amin'ny 2 ora.

Pasteur Ramboarison
+261 34 17 785 09

Teny fahamarinana eto @Olivasoa

Teny fahamarinana

Hampandroso ny olomboafidin’Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina. Isaky ny alarobia hariva amin’ny 6.00

Pasteur Gervais
+261 34 99 212 08

EMISSIONS DIVERSES




Famakianteny
Isan’andro amin’ny 8 ora maraina hiarahana amin’ny namana Lantosoa
Le JOURNAL PARLE de 13 heures :
Assuré par nos 4 Journalistes professionnels :
Mamitiana Rasolonirina
Heritanjona Razafintssalama
Retafika Nathanael
Julien Fils Ramanatseheno
Reconfort quotidien
Guide et moment de réflexion sur 91fm. « Ta parole est une lampe à me pieds, et une lumière sur mon sentier ». Avec Docteur Honorette Andriamboavonjy. Chaque jour à 5.15 du matin
Olivasoa topsongs
Isaky ny sabotsy maraina amin’ny 10.00 maraina. Tompon’andraikitra Hajatiana.
Mba tantarao ahy hoe
Fandaharana iray natao ho an’ny ankizy eto amin’ny Olivasoa Radio hitondrana fampianarana, hirahira, tsianjery, tantara, ankamatatra sy kilalao ary zavatra mao isankarazany hanazarana ny ankizy amin’ny fahamarinana. Isaky ny alarobia hariva amin’ny 3.00. Tompon’andraikitra Miora
Remix live dj
Isaky ny sabotsy amin’ny 4.00 hatramin’ny 5.45 hariva miaraka amin’i Hajatiana DJ
Fanamby eran-tany
Fotoana hiarahantsika mivavaka ho an’ireo kristiana hiharam-panenjehana, fampahalalana ny vaovao mahakasika kristiana maneran-tany eto amin’ny Olivasoa Radio. Tompon’andraikitra Fr Rinah
True worship
Isaky ny alahady amin’ny 11.00 famerenana talata amin’ny 6.00 hariva. Tompon’andraikitra sy mpanatontosa Sanda, serasera hifandraisana : pejy facebook trueworship91fm
Hafatra an-kira sy tenin’andriamanitra hifampaherezana
Isaky ny sabotsy sy alahady amin’ny 6.00 ka hatramin’ny 7.00 hariva
ANIMATIONS LIBRES
Du lundi au vendredi de 8.30 à 10.00 avec nos jeunes animateurs Doda, Tahina 1 & 2, Tanjona 1 & 2, Felana, Nomena, Setra, Sergio…
Studio Olivasoa Radio
Copyright © 2018 - Tous droits réservés
ecouterradioenligne.com Listen on Online Radio Box! Olivasoa on Radio.net